|
|
|
|

Teny iditra 1  tsiaro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antesaka] fahatsiarovana [1.78]
16 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
17 fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18 souvenir, mémoire, réveil [1.3]
19 souvenir, réveil [1.13]
Ohatra  20  Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]

Fivaditsoratra  21 asotry, 22 atsiro, 23 atsory, 24 isotra, 25 ositra, 26 ratsio, 27 soitra, 28 soraty, 29 Troasy, tsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20