Teny iditra | 1 tsatsaingoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [1.3#755] |
Tsipelina hafa | 10 tsatsaingona |
Mpanahaka | 11 tsaraingona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |