|
|
|
|

Teny iditra1  tsatsakaotra
Singan-teny  2  tsatsàka, haotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toa maradratra amin' ny nofo vokatry ny fihaotraorana lava sy mafy [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny tsatsakaotra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25