| Teny iditra | 1 haotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 scratching, clawing. See rangotra
[1.2] 15 scratching [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 grattage
[1.8] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe haotra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 ahotra, haotra, 20 harato, 21 hoatra, 22 ohatra, 23 taharo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|