Teny iditra tsatsaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Sentom-piononana [1.78]

Teny iditra tsatsaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] androngo [1.78]
Ohatra ka laha fa iha fa ho rebaky, ao misy voalavo babàky raiky, tsatsaky babàky raiky, ka adebôno soa ho vakivaky. [2.150]
Voambolana 

Teny iditra tsatsaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly, Sakalava] (de sasaka : moitié ; partagé en parties égales). Rinorea greveana Baill. (Violaceae). Réf. Service Forestier 15 660. Arbre de petite taille mais utilisé cependant pour les piliers de cases. Le nom malgache est peut être une allusion à cet emploi. [1.196]
Anarana siantifika Rinorea greveana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31