|
|
|
|

Teny iditra 1  tsenaina
Fototeny  2 tsena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany
9 Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [1.1]

Fivaditsoratra  10 itsenana, tsenaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04