|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsena
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a market [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 marché [1.3#758, 1.8]
11 bazar, la place du marché [1.3#758]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe tsena
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Sary 
14  15  16 

Teny iditra (2/2) 17  tsena
Sokajin-teny  18  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3#758]
29 action de rencontrer [1.8]

Fivaditsoratra  30 antse, 31 senta, tsena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21