|
|
|
|

Teny iditra 1  tsiahivina
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471#61]
8  tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Tovy hevitra  9 tsahina, tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22