|
|
|
|

Teny iditra1  tsihy vitrana
Singan-teny  2  tsihy, vitrana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa
Ohatra  5  Nony nosokafan-dRafotsibe ny tsihy vitrana. [2.69]
6  Notaomina moa izany ny faty mifono tsihy vitrana mandeha amin' iny Soraka sy Ambodin' Anosy iny! [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07