| Teny iditra | 1 tsikilo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon' ny hafa, nefa tsy hitany
20 Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala [1.1] |
| Fivaditsoratra | 21 lotsiky, tsikilo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|