|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikilovina
Fototeny  2 tsikilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
9 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika [1.1]
Tovy hevitra  10 tsikiloina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22