|
|
|
|

Teny iditra1  Tsikoa
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.11] (tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano
Ohatra  4  Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana. [2.113#]
5  Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Voambolana  6  Tantara: firenena
Tovy hevitra  7  betanimena, tsitambala

Fivaditsoratra  8  akotsy, atosik, atsiko, kaitso, kitsao, kotsai, satoky, sôkita, tosika, tsaiko, tsakoi, tsakoy, tsaoky, Tsikoa, tsioka, tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21