|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikoko
Fototeny  2 koko
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 grime on the body, on garments, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 crasse [1.8]
8 crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka [1.5]
Ohatra  9  ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra. [2.472#173]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe tsikoko
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21