|
|
|
|

Teny iditra1  tsimboa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ilazana ny omby manomboka mitsiry ny tandrony [Betsileo] [1.1]

Fivaditsoratra  5  mitsabo, tsimboa, tsiomba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31