|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinapaka
Fototeny  2 tsapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra
8 Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer [1.3#753]
Tovy hevitra  10 voatsapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22