Teny iditra | 1 tsindry ladina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Toe-karena: fambolena |
Fanazavàna teny malagasy | 4 fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 marcotage par couchage [1.13]6 Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. Vient de tsindry : pression, contrainte. [1.196] |
Singan-teny | 7 tsindry, ladina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |