|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinginina
Fototeny  2 tsingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
9 Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04