|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsinina
Fototeny  2 tsiny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany
9 Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao [1.1]
Mpanahaka  10  kabedesina, 11  kamentsonina, 12  tenenina

Teny iditra (2/2) 13  tsinina
Fototeny  14 tsiny
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  20 (Vy) hamafisina, aofana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22