|
|
|
|

Teny iditra 1  tenenina
Fototeny  2 teny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany
9 Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony
10 Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao
11 Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be reproved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on réprouve [1.8]
Ohatra  14  "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324]
15  Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470#91]
Mpanahaka  16  baibaizina, 17  bedesina, 18  besobesoina, 19  karamentsonina, 20  kitakitaina, 21  levilevena, 22  terezana, 23  tezerana
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tenenina
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22