|
|
|
|

Teny iditra1  tsipi-mirahalalina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: soridrefitany
Fanazavàna teny malagasy  4  biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  courbe bathymétrique [1.13]
Tovy hevitra  6  soritra mirahalalina
Singan-teny  7  tsipika, mirahalalina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19