Teny iditra | 1 tsipoy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: vorona |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a kind of partridge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 perdrix [1.54] 7 espèce de perdrix [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tsipoy io |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |