|
|
|
|

Teny iditra 1  tsirambina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
9 Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
10 tsy misy fitandremana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 négligence [1.13]
Ohatra  12  Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470#30]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tsirambina

Fivaditsoratra  14 antsimbary, tsirambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28