|
|
|
|

Teny iditra 1  tsitokantokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 [Sihanaka] tsirairay [1.78]
7 Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 un à un, séparément, à part [1.3]
Tovy hevitra  9 mitsitokantokana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22