| Teny iditra | 1 tsoahana |
| Fototeny | 2 tsoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra
9 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity 10 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa 11 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako 12 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] |
| Fivaditsoratra | 13 anatsaho, 14 tosahana, tsoahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|