Teny iditra tsoa-pe
Singan-teny tsoa- (tsoaka) ; -pe (fe)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fihazakazahana mafy, fanaovana tongotra an-katoka [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04