|
|
|
|

Teny iditra 1  tsobohana
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohan' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ
9 Itana robohina: Tsy azo tsobohana ity rano ity fa tena be voay mihitsy [1.1]
Tsipelina hafa  10 tsobohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22