|
|
|
|

Teny iditra1  tsobohina
Fototeny  2  tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohin' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ
5  Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  tsobohana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tsobohina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20