|
|
|
|

Teny iditra 1  tsofin-drano  ~  tsofindrano
Fototeny  2 tso-drano
Singan-teny  3 tsofina, 4 rano
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rarina soa
9 Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao
10 Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens) [1.3#791]
Ohatra  12  Dia tsofindrano izy! [2.928#]
13  Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20