| Teny iditra (1/2) | 1 tsofina |
| Fototeny | 2 tsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo
9 Esorina ny vovoka 10 Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona [1.1] |
| Ohatra |
11 Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay.
[2.470#15]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsofina |
| Teny iditra (2/2) | 13 -tsofina |
| Sokajin-teny | 14 endritenin' ny hoe sofina |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 afontsy, 16 fanitso, 17 fiantso, 18 fotsina, 19 nafotsy, tsofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|