| Teny iditra | 1 tsojay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Filam-baniny amin-javatra kely tsy misy antony akory.
[1.1] 5 filam-baniny amin-javatra tsy toy inona akory: Ny tsojainy fanaony no ihatahan' ny olona aminy [1.65] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sévérité pour un petit manquement, pour un petit retard
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|