Teny iditra | tsoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | tsoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1] | ||||||||||||||||||
Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Moelle [1.13] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | katso, kotsa, tsako, tsoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |