| Teny iditra | 1 tsontsa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qui se trompe, qui commet une erreur
[1.3] |
| Ohatra |
6 Dadako ô, tsy tsontsa va re aho?
[2.69#279]
7 Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsontsa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|