|
|
|
|

Teny iditra 1  tsovahana
Fototeny  2 tsovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Main' ny hanina mahamay: Notsovahan' ny ronono mahamay ny lelako [1.1]

Fivaditsoratra  9 havotsana, tsovahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20