Teny iditra tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana (tsy, hanina, voky, fa, vony, ahitra, ome)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31