Teny iditra tsy mahahetsika (tsy, hetsika)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: vizana
Ohatra Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31