Teny iditra tsy mahatan-damba
Singan-teny tsy ; mahatàna ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona izay voasinton-javatra mafy ny sainy ka tsy voatafiny intsony ny lambany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12