Teny iditra tsy milamina (tsy, lamina)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mikorontana
Ohatra vao mainka koa izany hanampy trotraka ny fisavorovoron’ny sain’ny mpifidy efa tsy milamina rahateo. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31