Teny iditra tsy mitety ny lany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mihevitra izay ho lany na be na kely amin' izay atao, mandany tsy mitsinjo ny ho avy [1.1]
Singan-teny tsy ; mitety ; lany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19