|
|
|
|

Teny iditra1  tsy tambo
Singan-teny  2  tsy, tambo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut...
Ohatra  5  [2.296#108] avy no mikoy: " tsy tambo holazaina daholo!
6  [2.643#72] tsy tambo lehitsy, ry Goaibe fa aoka izay a!
7  [2.5] tsy tambo ny resaka rahefa izahay roa lahy no tafaraka.
8  [1.3] tsy tamboko hovelomina ny zanako (Mes enfants sont si nombreux que je puis à peine les nourrir)
9  [1.3] tsy tambonay holazaina ny soa nataonao (Nous sommes incapables de dire le bien que vous avez fait)
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny tsy tambo io

Fivaditsoratra  15  tsytambo, tsy tambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07