Teny iditra tsy tia mainty
Singan-teny tsy ; tia ; mainty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Leony sy tsy tia tanteraka, tofoka tsy te hiherika akory [1.1]
Tovy hevitra tsy tia maizina
Mpanahaka  tsitiamainty

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12