Teny iditra | 1 vadintanimbohitra |
Singan-teny | 2 vadintany, vohitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony |
Ohatra |
5 Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. [2.508#] |
Tovy hevitra | 6 vadintany ambany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |