Teny iditra | 1 vady amboarina |
Singan-teny | 2 vady, amboarina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny zanak' olo-mpirahalahy na havana akaiky ampifanambadina, na tsy sitrany ara, mba tsy hivoaka ny harena |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] enfants issus de frères ou de proches parents que la famille marie ensemble, afin d'empêcher les biens de passer à une autre famille |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |