|
|
|
|

Teny iditra1  vady tra-drafy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce
Singan-teny  5  vady, tratra, rafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07