|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vahana
Fototeny  2 vaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany
9 alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina
10 esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly
11 tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [1.3]
Ohatra  13  Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [1.3#798]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe vahana

Teny iditra (2/2) 15  vahana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 les dimensions du corps, des troncs d'arbre [1.3]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe vahana

Fivaditsoratra  20 havana, vahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20