|
|
|
|

Teny iditra1  vahorana (vahotra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Azon' ny tahotra; ampitahorina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qu’on terrifie, qu'on épouvante [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  vahorina

Fivaditsoratra  10  vahorana, varahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20