|
|
|
|

Teny iditra 1  vahotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 benumbed
25 perplexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 engourdi
27 confus [1.3, 1.8]
28 transi, crispé par le froid
29 fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3]
Ohatra  30  nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324]

Fivaditsoratra  31 hovatra, vahotra, 32 vohatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20