|
|
|
|

Teny iditra1  vainafo (vay)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  a glowing coal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  braise, charbon, tison embrasé [1.3]
5  tison embrasé [1.8]
6  braise [1.13]
Ohatra  7  Nefa sary vain' afo ao an-dohako mitambatra [2.928]
8  fomba enti-milaza ny olona mova tsy ny vainafo fonosina lavenona mba hateza. [2.313#]
Tovy hevitra  9  iroka
Lohateny 

Fivaditsoratra  11  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/20