|
|
|
|

Teny iditra 1  vainga
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 solide, masse [1.13]
Tovy hevitra  12 vaingana, vaingavainga
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe vainga

Fivaditsoratra  14 angavy, 15 avangy, 16 ivañga, vainga, 17 vangay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22