|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vaingana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a lump: [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 masse, motte [1.8]
Tovy hevitra  8 vainga, vaingavainga
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vaingana

Teny iditra (2/2) 10  vaingana
Fototeny  11 vainga
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Didiana: Vaingao kely ity hena ity [1.1]

Fivaditsoratra  vaingana, 18 vangiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22