|
|
|
|

Teny iditra1  vaky tainana
Singan-teny  2  vaky, tainana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] marary kibo mivalana noho ny havokisana be loatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] se dit des enfants habituellement rassasiés outre mesure et digérant mal
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07